TSY MAHANTRA INTSONY (TDL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy atahorana intsony
Ny fiainanao hiakatra ambony
Ny hoavinao rehetra dia assuré
Jesosy efa xlaqka manomana be

Tsy mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko rehetra Jesosy ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra Jesosy ô ampelatananao

Tsy misy atahorana akory
Ny ampitso tsy tazana intsony
Ny hoavinao rehetra dia mamiratra be
Jesosy efa manomana be

Tsy mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko rehetra Jesosy ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra Jesosy ô ampelatananao

E! ny miaraka Aminy é
Mbola hafa ny miaraka Aminy

Tsy mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko cvjd tononkira.serasera.org rehetra Jesosy rskjess ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra Jesosy ô ampelatananao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TDL
Visites : 4051
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 05/11/2018 20:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285