TSY MAHANTRA INTSONY (TDL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy atahorana xqinumbe intsony
Ny fiainanao hiakatra ambony
Ny hoavinao rehetra dia assuré
Jesosy efa manomana be

Tsy mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko rehetra Jesosy ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra tononkira.serasera.org Jesosy ô ampelatananao

Tsy misy atahorana akory
Ny ampitso tsy tazana intsony
Ny hoavinao rehetra dia mamiratra be
Jesosy efa manomana be

Tsy mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko rehetra Jesosy ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra Jesosy ô ampelatananao

E! ny miaraka Aminy é
Mbola hafa ny miaraka Aminy

Tsy mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko lpjir rehetra Jesosy jfzw ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra Jesosy ô ampelatananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TDL
Vangy : 4049
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 05/11/2018 20:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1754