ISAKY (Tarika Vintsy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny ho any aho , toa miahotra ,
Fa angamba ianao tsy ao indray
Na mila toky vaovao
Rehefa mba mandalo eo aho
Toa isoxixhh mihidy fona ny varavarana
Fa ndrao mikatona vfgbhx amiko koa ny fonao
Ref : X2
Milaza fa hoe tia
Manaiky hiaradia
no mila toky vswiqvjb vao indray
La la la la la la
Rehefa injay misioka aho
Toa modiandri tsy hay
Raha handondona anefa tononkira.serasera.org aho manjary ho bedy ianao
Manamafy fitia aho hoy ianao hoe tsy aty
Ka itonatona aiza a fa ianao ianao
Ref : X2
……isaky ny hoa any aho
Toa miahotra fa angamba ianao
Tsy ao indray , tsy ao indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Vintsy
Vangy : 693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mitabeloha
Daty : 07/10/2024 17:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293