Mangina (Tarika Vintsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina ny foko toa zary tsy mino
Fitiavana lalina sarotra adino
Rahoviana ny tany no lavi-tomany
Izao ve no lahatra sy ilay mba hany?
Jereko ny vorona tony dia tony
Izaho eto ambany tsy afaka intsony
Nankaiza ny andro fahiny ry any
Izao ve no sisa navelan’ny tany?
Refrain: Mangina mangina ny foko e!
tononkira.serasera.org Nahoana no dia mitoloko e!
Ndrao ho rava tanora izany execy amiko zany a!
zijx Ny tiana indrisy efa dila e!
Fitiavana lahy mitanila e!
riekyo Ekena mangidy ary koa tena mamy a!
Tonony sy Feony: Ratiana Randria
Nomerao: 0347215639
Tarika Vintsy:
Faha 06 Aprily taona 2019
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika VintsyVisites : 1810
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : randrianandrasana
Date : 15/04/2019 11:54
