ISAKY (Tarika Vintsy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny ho any aho , zgqbl toa miahotra ,
Fa angamba ianao tsy ao indray
Na mila toky vaovao
Rehefa mba mandalo eo aho
Toa mihidy fona ny varavarana
Fa ndrao mikatona amiko koa ny fonao
Ref : X2
Milaza fa hoe tia
Manaiky hiaradia
no mila toky vao indray
La la qfkwiv la la la la
Rehefa injay misioka aho
Toa modiandri tsy hay
Raha handondona anefa aho manjary ho bedy ianao
Manamafy fitia aho hoy tononkira.serasera.org ianao hoe tsy aty
Ka itonatona aiza a ggjdjsee fa ianao ianao
Ref : X2
……isaky ny hoa any aho
Toa miahotra fa angamba ianao
Tsy ao indray , tsy ao indray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Vintsy
Hits : 694
Likes : 0 Like
Created by : Mitabeloha
Date : 07/10/2024 17:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333