Chantal (Tarika Vintsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chantal, izaho blcou anie ka mbola tia anao
amin’ny alina, ny foko no mametsovetso anao
Mitomany, mitomany hatramin’ny gitara
aiaiah Chantal mbola miandry anao ny farafara
Chantal izaho anie nanjary niha nahia
lazaiko anao ny tononkira.serasera.org foko anie dia mbola tia dia tia
Malahelo, malahelohelo lava izao
aiaiah Chantal zary tsy hay intsony izay fanao
Raha sitrakao, miverena re ry Chantal
Amin’izay dia tsy ho irery intsony aho amin’ny alina
fa adlunn misy anao, fa misy anao mba hanafosafo
aiaiah Chantal lay kaikikaikitrao anie ka lafo
aiaiah Chantal lay tsikitsiky koa viadiana lafo hezfp

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VintsyVangy : 4267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/08/2007 16:16