Ndao handihy (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no mahazo anao androany
Aza kivikivy toy izao
Ataovy toy ny aqggsdsk tandrifin-drahona ihany
Izay manjo anao
Mifalia,mitsikia eh
huiiwn Ndao,ndao handihy
Mifalia,mitsikia eh
Ndao idomcgd hihira
Ndao handihy eh!,ndao,ndao,ndao handihy
Ndao handihy eh!,ndao handihy
N’iza,n’iza tononkira.serasera.org isika tsy afa-bela
Ny olana anie ka tsy mamela
Fa ny hira sy ny tsiky ihany
No asetry izany
Aza kivikivy toy izao
Ataovy toy ny aqggsdsk tandrifin-drahona ihany
Izay manjo anao
Mifalia,mitsikia eh
huiiwn Ndao,ndao handihy
Mifalia,mitsikia eh
Ndao idomcgd hihira
Ndao handihy eh!,ndao,ndao,ndao handihy
Ndao handihy eh!,ndao handihy
N’iza,n’iza tononkira.serasera.org isika tsy afa-bela
Ny olana anie ka tsy mamela
Fa ny hira sy ny tsiky ihany
No asetry izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TARIKA TSINJOVangy : 3019
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/11/2002 18:27
