Ndao handihy (TARIKA TSINJO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no mahazo anao tononkira.serasera.org androany
Aza kivikivy toy izao
Ataovy toy ny tandrifin-drahona ihany
Izay manjo anao

       bxhz   Mifalia,mitsikia eh
       qsxnr   Ndao,ndao handihy
         Mifalia,mitsikia eh
         Ndao hihira

       Ndao handihy eh!,ndao,ndao,ndao handihy
       Ndao handihy eh!,ndao handihy

N’iza,n’iza isika tsy afa-bela
Ny olana anie syruok ka tsy mamela
Fa ny hira sy ny tsiky ihany
No asetry izany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TARIKA TSINJO
Hits : 3059
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/11/2002 18:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316