Fahatsiarovana (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lnasepmg 1-Toa tsaroako indray ilay andro
Izay nihaonantsika farany
Ilay andro harivariva
’Zay nifanorohantsika
tononkira.serasera.org Tena teo vao tsapako
Ilay fitiavanao ahy
Fitiavana mikotrika
Tsy fahitako hatrizay
Ref-Lay fotoana eh, izay nifanaovantsika
Dia nanjary eh!, dia nanjary tadidinao
Ilay fombanao, ilay fombanao fahiny
Dia nanjary eh!, dia najary tsy nisy intsony
2- Iny lokon-danitra iny, fahatsiarovako anao
Raha vao mahatsiaro yfif anao aho
Dia io no banjiniko
ujmyna Fa ilay sarinao, izay efa nodorako
Fa tsy mba noheveriko
Hiova intsony ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TARIKA TSINJOVangy : 3656
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/10/2002 15:43
