Tiako Tiako (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony izaho sy ianao mbola kely ho’aho
Iray dabilio, iray fianarana
Nisangisangy toy ny mpianadahy
Nifananihany toy ny mpinamana
Nifanoro raha sendra zava-tsarotra
Ary koa samrkyx dia nifangala-tahaka
Kilasy ambanimbany isika t@ izany
Voakapoka raha toa ka tsy nahay
Ankehitriny anefa tsy izany intsony eh!
(oh!,oh,oh,...)
Zavatra hafa indray no ao am-poko jqmm ao Oh!
Fitiavako andry, fitiavako anao
(oh!,oh!oh!...)
Fa tena tiako be ho’aho ny miaraka aminao eh!
Tiako, tiako, tiako oh!(*2)
Tiako ny miaraka aminao iny eh!
Efa faniriako tononkira.serasera.org eh!, efa faniriako eh!
Tena tiako oh!,tena tiako eh!
uamcqp
TSINJO 2001
Iray dabilio, iray fianarana
Nisangisangy toy ny mpianadahy
Nifananihany toy ny mpinamana
Nifanoro raha sendra zava-tsarotra
Ary koa samrkyx dia nifangala-tahaka
Kilasy ambanimbany isika t@ izany
Voakapoka raha toa ka tsy nahay
Ankehitriny anefa tsy izany intsony eh!
(oh!,oh,oh,...)
Zavatra hafa indray no ao am-poko jqmm ao Oh!
Fitiavako andry, fitiavako anao
(oh!,oh!oh!...)
Fa tena tiako be ho’aho ny miaraka aminao eh!
Tiako, tiako, tiako oh!(*2)
Tiako ny miaraka aminao iny eh!
Efa faniriako tononkira.serasera.org eh!, efa faniriako eh!
Tena tiako oh!,tena tiako eh!
uamcqp
TSINJO 2001
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TARIKA TSINJOVangy : 4758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/10/2002 09:10
