Havaoziko (Tarika Natia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havaoziko eto indray
Ny finoako Anao ry Ray
F'izaho tsy hiala
Na hivadika amiNao
Ambarako eto anio
Tsisy afatsy Ianao ilay io
Nanazavaka ny lalako
Jesoa tia mpamonjiko (*2)
ref :Tanako apingako Ianao
Andriamanitra Ray malala oh,
Hijoro manoloana vxrlyouh anatrehanao tsiqviwq aho
Tsy mba hiemotra aho (*2)
Ankiniko aminao
Ny andro sisa omenao ahy
Ka hahatohitra ireo tononkira.serasera.org ratsy
Mety hasarika ahy hivily aminao
Fa Ianao irery ihany
No ifikirako hatrany hatrany
Ka tsy hisalasala aho
Ny hanandratra avo ny anaraNao ucrn (*2)
Ny finoako Anao ry Ray
F'izaho tsy hiala
Na hivadika amiNao
Ambarako eto anio
Tsisy afatsy Ianao ilay io
Nanazavaka ny lalako
Jesoa tia mpamonjiko (*2)
ref :Tanako apingako Ianao
Andriamanitra Ray malala oh,
Hijoro manoloana vxrlyouh anatrehanao tsiqviwq aho
Tsy mba hiemotra aho (*2)
Ankiniko aminao
Ny andro sisa omenao ahy
Ka hahatohitra ireo tononkira.serasera.org ratsy
Mety hasarika ahy hivily aminao
Fa Ianao irery ihany
No ifikirako hatrany hatrany
Ka tsy hisalasala aho
Ny hanandratra avo ny anaraNao ucrn (*2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika NatiaVangy : 545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NyAndoNirina
Daty : 10/10/2023 15:33
