TOKY FITAKA (Tarika MiYRAZ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy mba nanam-po
Hoe ianao ahavita andao ahy tokoa
Ilay foko tia, nitempo ho anao
Natakalonao vaovao
Nilaza ianao tamin’izay fa hoe tia
Ny antsika roa hoy ianao ho doria
Kanefa izao ilay fitiavako anao
Dia tena nohitsahinao
Ref. : Hay ve izany rehetra izany ?
Hay ve, toky fitaka ihany
Hay ve, izy no tononkira.serasera.org tinao
F’izaho fotsiny no nataonao kilalao ?
Aleo kjpjeiz izany ivalona any avokoa
Fa tena mankarary, mandratra fo
Izaho mantsy nitia tokoa
Fa ianao no tsy nivaky loha
Hifarana hatreo koa ilay tantara
Izay ventesinao izao hoe efa tsy anjara
Niezaka ihany aho ny hanadino ifjjeave sy hamafa
Izay rehetraretra efa lasa
Auteur/Compositeur : NyAvotra Stem
Tarika wjulb MiYRAZ
0346033890
Hoe ianao ahavita andao ahy tokoa
Ilay foko tia, nitempo ho anao
Natakalonao vaovao
Nilaza ianao tamin’izay fa hoe tia
Ny antsika roa hoy ianao ho doria
Kanefa izao ilay fitiavako anao
Dia tena nohitsahinao
Ref. : Hay ve izany rehetra izany ?
Hay ve, toky fitaka ihany
Hay ve, izy no tononkira.serasera.org tinao
F’izaho fotsiny no nataonao kilalao ?
Aleo kjpjeiz izany ivalona any avokoa
Fa tena mankarary, mandratra fo
Izaho mantsy nitia tokoa
Fa ianao no tsy nivaky loha
Hifarana hatreo koa ilay tantara
Izay ventesinao izao hoe efa tsy anjara
Niezaka ihany aho ny hanadino ifjjeave sy hamafa
Izay rehetraretra efa lasa
Auteur/Compositeur : NyAvotra Stem
Tarika wjulb MiYRAZ
0346033890
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiYRAZVangy : 2127
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyavotra.stem
Daty : 13/12/2015 19:54
