Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maraina vaovao (Tarika MiYRAZ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy tena mafy izao fiainana izao
Mety ho voadona, mitanondrika ianao
Tojo olana sento, tomany
Fiainana mandalo amin’izany
Ka aza mora kivy ry iknqtkl akama
Mandalo ihany anie ny fisedrana
Raha manam-pinoana ny tena
Dia ho tompom-pandresena
Ref. : Hazony mafy ny fanantenana
Aza mora kivy ianao
Tohizo ny lalana yspa hombàna
Fa mbola ho avy ilay maraina vaovao
Ny marina anie dia tsy ho faty
Tsy ho loi o, na koa ho lany daty
Fa manaova ny mety hatrany
Raha mbola miaina eto an-tany
Ny adalànao rehetra ajanony
Matahora fcwzvmj Ilay Ray ao ambony
Fa Izy ihany anie no ho Mpiaro
Raha sendra tononkira.serasera.org fahavalo
Mety ho voadona, mitanondrika ianao
Tojo olana sento, tomany
Fiainana mandalo amin’izany
Ka aza mora kivy ry iknqtkl akama
Mandalo ihany anie ny fisedrana
Raha manam-pinoana ny tena
Dia ho tompom-pandresena
Ref. : Hazony mafy ny fanantenana
Aza mora kivy ianao
Tohizo ny lalana yspa hombàna
Fa mbola ho avy ilay maraina vaovao
Ny marina anie dia tsy ho faty
Tsy ho loi o, na koa ho lany daty
Fa manaova ny mety hatrany
Raha mbola miaina eto an-tany
Ny adalànao rehetra ajanony
Matahora fcwzvmj Ilay Ray ao ambony
Fa Izy ihany anie no ho Mpiaro
Raha sendra tononkira.serasera.org fahavalo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiYRAZVangy : 2001
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bidoo
Daty : 17/06/2016 11:00
