Aza ampijaliana (Tarika MiYRAZ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lehilahy ianao na vehivavy
misy hafatra iray avy nixo amin’ny MiYRAZ
aza skzszlmo atao kilalao ity fitiavana ity
Matoa ianao nisafidy azy
Nilaza ihany koa hoe tena tia
dia tsy hivadika aminy sanatria
hajao ny toky nomenao azy
REF: Tiavo izy, hajao izy
Raha izy no xxkmtul safidinao
Aza atao kilalao ny fitiavany anao
Fa mba hajao
Mifankatiava mba tsy ho rava
Izay rehetra natao
Aza tononkira.serasera.org ampijaliana ny olon-tianao
Ho anareo izay tia mamilafila
Tano ny azo fa sarotra ny mila
Aza mba tia mampirafy izany
Ny fakam-panahy tsy maintsy hisy aloha
Fa miezaha hatrany ho tokam-po
Sao anenenanao indray androany
hajao ny toky nomenao azy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika MiYRAZ
Visites : 1957
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bidoo
Date : 17/06/2016 10:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443