Aza ampijaliana (Tarika MiYRAZ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lehilahy ianao na vehivavy
misy hafatra iray avy amin’ny MiYRAZ
aza atao kilalao ity fitiavana ity
Matoa ianao nisafidy azy
Nilaza ihany koa hoe tena tia
dia tsy hivadika aminy sanatria
hajao ny toky nomenao azy
REF: Tiavo izy, hajao izy
Raha izy no tononkira.serasera.org safidinao
Aza atao kilalao ny fitiavany anao
Fa mba medsyh hajao
Mifankatiava mba tsy ho rava
Izay rehetra natao
Aza ampijaliana ny olon-tianao
Ho anareo izay tia mamilafila
Tano ny azo fa sarotra ny jvxw mila
Aza mba tia mampirafy izany
Ny fakam-panahy tsy wrbs maintsy hisy aloha
Fa miezaha hatrany ho tokam-po
Sao anenenanao indray androany
hajao ny toky nomenao azy
misy hafatra iray avy amin’ny MiYRAZ
aza atao kilalao ity fitiavana ity
Matoa ianao nisafidy azy
Nilaza ihany koa hoe tena tia
dia tsy hivadika aminy sanatria
hajao ny toky nomenao azy
REF: Tiavo izy, hajao izy
Raha izy no tononkira.serasera.org safidinao
Aza atao kilalao ny fitiavany anao
Fa mba medsyh hajao
Mifankatiava mba tsy ho rava
Izay rehetra natao
Aza ampijaliana ny olon-tianao
Ho anareo izay tia mamilafila
Tano ny azo fa sarotra ny jvxw mila
Aza mba tia mampirafy izany
Ny fakam-panahy tsy wrbs maintsy hisy aloha
Fa miezaha hatrany ho tokam-po
Sao anenenanao indray androany
hajao ny toky nomenao azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiYRAZVangy : 2029
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bidoo
Daty : 17/06/2016 10:59
