You are here: home > Tononkira > Tarika MiYRAZ

TOKY FITAKA (Tarika MiYRAZ)



Izaho tsy mba nanam-po
Hoe ianao ahavita andao ahy tokoa
Ilay foko tia, nitempo ho anao
Natakalonao vaovao

Nilaza ianao tamin’izay fa hoe tia
Ny antsika roa hoy ianao ho doria
Kanefa izao ilay fitiavako anao
Dia tena nohitsahinao

Ref. : Hay ve izany rehetra izany ?
Hay ve, toky fitaka ihany
Hay ve, izy no tinao
F’izTsiky dia ampyaho fotsiny no nataonao kilalao ?

Aleo izany ivalona any avokoa
Fa tena mankarary, mandratra fo
Izaho mantsy nitia tokoa
Fa ianao no tsy nivaky loha

Hifarana hatreo koa ilay tantara
Izay ventesinao izao hoe efa tsy anjara
Niezaka ihany aho ny hanadino sy hamafa
Izay rehetraretra efa lasa


Auteur/Compositeur : NyAvotra Stem
Tarika MiYRAZ
0346033890

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika MiYRAZ
Mpamaky : 742
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nyavotra.stem
Tamin'ny : 13/12/2015 19:54:54
ID : 8002

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo