Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho an'i malala (Tarika Lafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Holazaiko anao anio tononkira.serasera.org ny ato am-poko
Sarotra ny hanadino anao
Marina fa hoe mifankatia izaho sy ianao
Saingy voasakana tsy hiara dia
Mila anao ny fitiavako
Mila anao hitoetra eo anilako
Ny fiainako mihitsy no tsy mety raha tsy eo ianao
Izany no ilazako anio fa tiako ianao!
Rehefa iny injay ianao re ry aiko
Lavitra tsy eo anilako
Manirery anie aho ceeq mahatsiaro ho tsinontsinona
Na dia minitra monja tsy anilanao
Mila anao ny fitiavako
Mila anao hitoetra eo anilako
Ny fiainako mihitsy no tsy mety raha tsy eo ianao
Izany no moejprdq ilazako anio fa tiako ianao!
Tonony sy feony : tsomvm Avoko Andriamihaja

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika LafatraVangy : 2597
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : 00336255707
Daty : 28/08/2016 12:24