Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho an'i malala (Tarika Lafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Holazaiko hvurpop anao anio ny ato am-poko
Sarotra ny hanadino anao
Marina fa hoe mifankatia izaho sy ianao
Saingy voasakana tsy hiara dia
Mila anao ny fitiavako
Mila anao hitoetra tononkira.serasera.org eo anilako
Ny fiainako mihitsy no tsy mety raha tsy eo ianao
Izany no ilazako anio fa tiako ianao!
Rehefa iny injay waehxfr ianao re ry aiko
Lavitra tsy eo anilako
Manirery anie aho mahatsiaro ho tsinontsinona
Na dia minitra monja tsy anilanao
Mila anao ny fitiavako
Mila anao hitoetra eo anilako
Ny fiainako mihitsy no yqadj tsy mety raha tsy eo ianao
Izany no ilazako anio fa tiako ianao!
Tonony sy feony : Avoko Andriamihaja

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika LafatraHits : 2598
Likes : 2 Like
Created by : 00336255707
Date : 28/08/2016 12:24