Soa (tarika hirak'i jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
key Sol
Ao anatin'ny hafaliana,aza adino ny Tomponao
Raha sendra ireo fahoriana tsarovy fa izy tsy mba mandao
Tsarovy anefa fa soa izy,tsy hainao akory izay hainy
ny ho avy izay ankamantatra eo aminy tsy misy mahafantatra
Soa e!,soa izy!,soa e!,soa izy e!,soa e!,soa jknlkgnt e!!!
N'inona na inona atolony anao
fanomezana maro tsy tononkira.serasera.org tambo hisaina
tsy takatry ny herin-tsaina
soa e!,soa izy e!,soa e!,soa izy e!,soa e!, soa e!!
Miaraka rmvzhd amin'ny tena mahatsapa fiovana
Aza misaraka amin'ny dia ho hitanao ny fahazavana
Fahazavana natokana ho anao,ho an'izay mahatsapa fa:
Soa e!,soa izy e!,soa e!,soa izy e!,soa e!,soa e!!
soa e,soa izy e!soa e,soa izy e!soa zbiarl e,soa iazy e!soa e!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : tarika hirak'i jesoaVangy : 2155
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rianfeli
Daty : 27/09/2017 09:00