Soa (tarika hirak'i jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
key Sol
Ao anatin'ny hafaliana,aza adino ny Tomponao
Raha sendra ireo fahoriana tsarovy tononkira.serasera.org fa izy tsy mba mandao
Tsarovy anefa fa soa izy,tsy hainao akory izay hainy
ny ho avy izay ankamantatra eo aminy tsy misy mahafantatra
Soa e!,soa izy!,soa e!,soa izy e!,soa e!,soa e!!!
N'inona na inona zxjhzye atolony anao
fanomezana maro tsy tambo hisaina
tsy takatry ny herin-tsaina
soa e!,soa izy e!,soa e!,soa izy e!,soa e!, soa e!!
Miaraka amin'ny tena mahatsapa fiovana
Aza misaraka amin'ny dia ho hitanao ny fahazavana
Fahazavana natokana ho anao,ho an'izay mahatsapa fa:
Soa e!,soa izy e!,soa e!,soa izy e!,soa e!,soa e!!
soa e,soa izy e!soa e,soa izy e!soa e,soa szektgff etrzo iazy e!soa e!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : tarika hirak'i jesoaHits : 2154
Likes : 0 Like
Created by : rianfeli
Date : 27/09/2017 09:00