Soa (tarika hirak'i jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
key Sol
Ao anatin'ny hafaliana,aza adino ny Tomponao
Raha sendra ireo fahoriana tsarovy fa izy tsy mba mandao
Tsarovy anefa fa soa izy,tsy hainao akory izay hainy
ny ho avy izay ankamantatra eo aminy mlpylnod tsy misy mahafantatra

Soa e!,soa izy!,soa e!,soa izy e!,soa e!,soa e!!!
N'inona na inona atolony anao
fanomezana maro fjbwqdw tsy tambo hisaina
tsy takatry ny herin-tsaina
soa e!,soa izy e!,soa e!,soa izy e!,soa e!, soa e!!

Miaraka amin'ny tena mahatsapa fiovana
Aza misaraka amin'ny dia ho hitanao tononkira.serasera.org ny fahazavana
Fahazavana natokana ho anao,ho an'izay mahatsapa fa:
Soa e!,soa izy e!,soa e!,soa izy e!,soa e!,soa e!!

soa ifkwg e,soa izy e!soa e,soa izy e!soa e,soa iazy e!soa e!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : tarika hirak'i jesoa
Hits : 2074
Likes : 0 Like
Created by : rianfeli
Date : 27/09/2017 09:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0925