You are here: home > Tononkira > tarika hirak'i jesoa

Fitiavana (tarika hirak'i jesoa)

Ny fitiavana a,didy napetrakao
Mba ho marika fa mpianatrao zahay,
ny fitiavana,didy napetraky ny Ray
mba ho marika fa mpianany

Tiavo ny Ray aman-dReny
Eo koa ny zoky sy zandry
Ny havana rehetra ireny
Namana sy ny olon-drehetra,
tTsiky dia ampysy misy avahana!!!
fa....ny fitiavana
didy napetraky ny Ray
Mba ho marika,fa mpianany

ouuuuuuu,,aaaaaaaaaa
ouuuuuhhhhh

Didy natao ho ahy
Natao ho anao io ko
ka andeha hifankatia
sy hifanasoa
fa ny fitiavana didy napetraky ny ray
Mba ho marika fa mpianany

Mpihira : tarika hirak'i jesoa
Mpamaky : 1042
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rianfeli
Tamin'ny : 27/09/2017 06:52:15
ID : 10016

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo