Molia (tarika hirak'i jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
key La
Aia ty lala izay ombanao, aia?
Aia?fa ny Ray no mikaiky anao, molia
Aza variana amin'ny rendrarendra mandalo ô
Aia? tononkira.serasera.org fa mikaiky ilay baba iray be fitia
Mandalo ny eto an-tany ary koa manampetra
Mandalo miserana re,ka avia,avia mba molia
Miverena,miverena ao antranon'ny Ray
Fa ho sambatra ianao ô,hiadana indray
'ty ccou lala-mazava ity no hizoranao ô!
Jesosy ilay fahazavana no arahinao ô!
aza variana amin'ny fzlrx rendrarendra mandalo ô
Aia?fa mikaiky ilay baba iray be fitia
Mandalo ny rmchj eto an-tany ary koa manampetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : tarika hirak'i jesoaVangy : 2304
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rianfeli
Daty : 27/09/2017 09:01