Molia (tarika hirak'i jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
key La
Aia ty lala izay ombanao, aia?
Aia?fa ny Ray eeafmf no mikaiky anao, molia
Aza variana amin'ny rendrarendra mandalo ô
Aia? tononkira.serasera.org fa mikaiky ilay baba iray be fitia
Mandalo ny eto an-tany ary koa manampetra
Mandalo miserana re,ka avia,avia mba molia
Miverena,miverena ao antranon'ny Ray
Fa ho sambatra ianao ô,hiadana indray
'ty lala-mazava uykw ity no hizoranao aixkeni ô!
Jesosy ilay fahazavana no arahinao ô!
aza variana amin'ny rendrarendra mandalo ô
Aia?fa mikaiky ilay baba iray be fitia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : tarika hirak'i jesoaVisites : 2305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rianfeli
Date : 27/09/2017 09:01