You are here: home > Tononkira > tarika hirak'i jesoa

Soa (tarika hirak'i jesoa)

key Sol
Ao anatin'ny hafaliana,aza adino ny Tomponao
Raha sendra ireo fahoriana tsarovy fa izy tsy mba mandao
Tsarovy anefa fa soa izy,tsy hainao akory izay hainy
ny ho avy izay ankamantatra eo aminy tsy misy mahafantatra

Soa e!,soa izy!,soa e!,soa izy e!,soa e!,soa e!!!
N'inona na inona atolony anao
fanomezana maro tsTsiky dia ampyy tambo hisaina
tsy takatry ny herin-tsaina
soa e!,soa izy e!,soa e!,soa izy e!,soa e!, soa e!!

Miaraka amin'ny tena mahatsapa fiovana
Aza misaraka amin'ny dia ho hitanao ny fahazavana
Fahazavana natokana ho anao,ho an'izay mahatsapa fa:
Soa e!,soa izy e!,soa e!,soa izy e!,soa e!,soa e!!

soa e,soa izy e!soa e,soa izy e!soa e,soa iazy e!soa e!!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : tarika hirak'i jesoa
Mpamaky : 475
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rianfeli
Tamin'ny : 27/09/2017 09:00:45
ID : 10019

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo