Mba lazao (Tarika H'Avana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hitako intsony izay lalan-kaleha
Fa izato ianao toa mandà no manome
Raha hiantsampy aho matahotra ny ho lavo
Tsy uwyvgd hay tononkira.serasera.org intsony izy ity fa manjavozavo
Ref:
Mba lazao amiko izay tena marina
Hilofika aho ve sa ho tafarina
Izay valinteninao no andrasako re rsuvk
Satria any aminao ny tena lakile
Mpinamana ve isika sa mpifankatia?
Hifandao ve sa kosa hiara-dia
Ka baraingo no apetrako aminao
Ekeko avokoa zay valinteninao
Ref:
Fa ny fitia toy ny volamena
Tsy mahasolo azy raha izay harena
Ka cpjueh izay no hiangaviako anao
Eny ve sa tsia mba lazao
Ref:
Fa izato ianao toa mandà no manome
Raha hiantsampy aho matahotra ny ho lavo
Tsy uwyvgd hay tononkira.serasera.org intsony izy ity fa manjavozavo
Ref:
Mba lazao amiko izay tena marina
Hilofika aho ve sa ho tafarina
Izay valinteninao no andrasako re rsuvk
Satria any aminao ny tena lakile
Mpinamana ve isika sa mpifankatia?
Hifandao ve sa kosa hiara-dia
Ka baraingo no apetrako aminao
Ekeko avokoa zay valinteninao
Ref:
Fa ny fitia toy ny volamena
Tsy mahasolo azy raha izay harena
Ka cpjueh izay no hiangaviako anao
Eny ve sa tsia mba lazao
Ref:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika H'AvanaVangy : 309
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ibanez
Daty : 20/01/2026 22:42
