Mba lazao (Tarika H'Avana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hitako intsony izay hrczd lalan-kaleha
Fa izato ianao toa mandà no manome
Raha hiantsampy aho matahotra ny ho lavo
Tsy hay intsony izy tononkira.serasera.org ity fa manjavozavo
Ref:
Mba lazao amiko izay tena marina
Hilofika aho ve sa ho tafarina
Izay valinteninao no andrasako re
Satria any aminao ny tena lakile
Mpinamana ve isika sa mpifankatia?
Hifandao ve sa kosa hiara-dia sacvnkfp
Ka baraingo no apetrako aminao
Ekeko avokoa zay valinteninao
Ref:
Fa ny fitia toy ny volamena
Tsy mahasolo azy raha izay harena
Ka izay no hiangaviako anao
Eny ve sa tsia sxbdcu mba lazao
Ref:
Fa izato ianao toa mandà no manome
Raha hiantsampy aho matahotra ny ho lavo
Tsy hay intsony izy tononkira.serasera.org ity fa manjavozavo
Ref:
Mba lazao amiko izay tena marina
Hilofika aho ve sa ho tafarina
Izay valinteninao no andrasako re
Satria any aminao ny tena lakile
Mpinamana ve isika sa mpifankatia?
Hifandao ve sa kosa hiara-dia sacvnkfp
Ka baraingo no apetrako aminao
Ekeko avokoa zay valinteninao
Ref:
Fa ny fitia toy ny volamena
Tsy mahasolo azy raha izay harena
Ka izay no hiangaviako anao
Eny ve sa tsia sxbdcu mba lazao
Ref:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika H'AvanaVisites : 362
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ibanez
Date : 20/01/2026 22:42
