Mba lazao (Tarika H'Avana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hitako intsony izay lalan-kaleha
Fa izato ianao toa mandà no manome pgwrduqu
Raha hiantsampy aho matahotra ny ho lavo
Tsy hay intsony izy ity fa tononkira.serasera.org manjavozavo
Ref:
Mba lazao amiko izay tena marina
Hilofika aho ve sa ho tafarina
Izay valinteninao no andrasako re
Satria any xftc aminao ny tena lakile
Mpinamana ve isika sa mpifankatia?
Hifandao ve sa kosa hiara-dia
Ka baraingo no apetrako aminao
Ekeko avokoa zay zhcjxm valinteninao
Ref:
Fa ny fitia toy ny volamena
Tsy mahasolo azy raha izay harena
Ka izay no hiangaviako anao
Eny ve sa tsia mba lazao
Ref:
Fa izato ianao toa mandà no manome pgwrduqu
Raha hiantsampy aho matahotra ny ho lavo
Tsy hay intsony izy ity fa tononkira.serasera.org manjavozavo
Ref:
Mba lazao amiko izay tena marina
Hilofika aho ve sa ho tafarina
Izay valinteninao no andrasako re
Satria any xftc aminao ny tena lakile
Mpinamana ve isika sa mpifankatia?
Hifandao ve sa kosa hiara-dia
Ka baraingo no apetrako aminao
Ekeko avokoa zay zhcjxm valinteninao
Ref:
Fa ny fitia toy ny volamena
Tsy mahasolo azy raha izay harena
Ka izay no hiangaviako anao
Eny ve sa tsia mba lazao
Ref:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika H'AvanaHits : 307
Likes : 1 Like
Created by : Ibanez
Date : 20/01/2026 22:42
