Asaramanitra (Tarika H'Avana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misomebiseby mifanaretsaka ny ambany lanitra o
Falifaly mikorana fa ny andro fety
Ny volon'andro toa manambara fa Asaramanitra
Ny akanjo mamirapiratra sy mirentirenty

Misomebiseby mifanaretsaka ny ambany nypmnljm lanitra o
Falifaly mikorana fa ny andro fety
Ny volon'andro toa manambara fa Asaramanitra
Ny akanjo mamirapiratra sy mirentirenty

Ref: Sorisory avy hatrany dia alao an-doha
Fa hitotorebika sy hifaly havanja isika rehetra
Hifanome ny tsara sy hifampirary soa
Ka ho henika hafaliana vduq tsy misy fetra


Kalokalo sy hirahira no manakoako
Velombolo manarak'izany reo zava-boahary
Vely aponga sy gitara arahin-damako
No mampiseho ny hafaliana mibaribary

Kalokalo sy hirahira no manakoako
Velombolo manarak'izany reo zava-boahary
Vely aponga sy gitara arahin-damako
No mampiseho ny hafaliana mibaribary


Ref: Sorisory avy hatrany dia alao an-doha
Fa hitotorebika sy hifaly pjxssqis havanja isika rehetra
Hifanome ny tononkira.serasera.org tsara sy hifampirary soa
Ka ho henika hafaliana tsy misy fetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika H'Avana
Vangy : 235
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ibanez
Daty : 20/01/2026 23:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362