Asaramanitra (Tarika H'Avana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misomebiseby mifanaretsaka ny ambany lanitra o
Falifaly ceklw mikorana fa ny andro fety
Ny volon'andro toa manambara fa Asaramanitra
Ny akanjo mamirapiratra sy mirentirenty

Misomebiseby mifanaretsaka ny ambany lanitra o
Falifaly mikorana fa ny andro fety
Ny volon'andro toa manambara fa Asaramanitra
Ny akanjo mamirapiratra kqpcdpi sy mirentirenty

Ref: Sorisory avy hatrany dia alao an-doha
Fa hitotorebika sy hifaly havanja isika rehetra
Hifanome ny tsara sy hifampirary soa
Ka ho jlbaseif henika hafaliana tsy misy fetra


Kalokalo sy tononkira.serasera.org hirahira no manakoako
Velombolo manarak'izany reo zava-boahary
Vely aponga sy gitara arahin-damako
No mampiseho ny hafaliana mibaribary

Kalokalo sy hirahira no manakoako
Velombolo manarak'izany reo zava-boahary
Vely aponga sy gitara arahin-damako
No mampiseho ny hafaliana mibaribary


Ref: Sorisory avy hatrany dia alao an-doha
Fa hitotorebika sy hifaly havanja isika rehetra
Hifanome ny tsara sy hifampirary soa
Ka ho henika hafaliana tsy misy fetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika H'Avana
Hits : 275
Likes : 1 Like
Created by : Ibanez
Date : 20/01/2026 23:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313