Tanisa (Tarika Bemiray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao isika mba hilalao ?
Inona ary no hatao ?
Ny fangalam-piery – ah efa hainay
Ny raosy jamba – ah efa hainay
Ny tsivarivary – ah efa hainay
Ny mdyjje fampitaha – efa hainay
Inona ary no atao
Fa hariva isika izao
Tanisa no atao
Raha mahavita ianao
Fa tena kilalao
Tranainy fa lnmnux tsy vao
Tanisa e, ianaranay manisa
Tanisa e, ianaranay manisa
Isa amin’ny roa
Telo amin’ny vudmq efatra
Dimy amin’ny enina
Fito amin’ny valo
Sivy amin’ny folo
Ny tanisa lalao fahizay
Izay tsy misedra tononkira.serasera.org ihany no tsy mahay
Mba hianaro fa mora
Ny kanosa miesora !
Inona ary no hatao ?
Ny fangalam-piery – ah efa hainay
Ny raosy jamba – ah efa hainay
Ny tsivarivary – ah efa hainay
Ny mdyjje fampitaha – efa hainay
Inona ary no atao
Fa hariva isika izao
Tanisa no atao
Raha mahavita ianao
Fa tena kilalao
Tranainy fa lnmnux tsy vao
Tanisa e, ianaranay manisa
Tanisa e, ianaranay manisa
Isa amin’ny roa
Telo amin’ny vudmq efatra
Dimy amin’ny enina
Fito amin’ny valo
Sivy amin’ny folo
Ny tanisa lalao fahizay
Izay tsy misedra tononkira.serasera.org ihany no tsy mahay
Mba hianaro fa mora
Ny kanosa miesora !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika BemirayVangy : 1672
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/12/2015 21:59
