Tarika Bemiray

Hampiditra sary Nampiditra ikalamako
04/12/2015 21:58
Hiran'i Tarika Bemiray 2 Jereo eto
Vangy : 1168
Mpankafy : 0 Ankafizo
I Dadagaby (lehiben'ny tarika Ny Voninavoko) no nanangana ny Bemiray izay nahitana ireo kintana teo amin'ny taranja "hira gasy" tao amin'ny faritr'Imerina (mpihira, mpitsoka mozika sy mpandihy). Efa nahatafavoaka kapila mangirana izy ireo tamin'ny taona 92 : "Polyphonies des Hauts-Plateaux", mirakitra ireo karazan-kiran' Imerina, Boina ary ny faritra lalovan'i Matsiatra iny.

Hevitra momba an'i Tarika Bemiray

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Tarika Bemiray (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.867