Tanisa (Tarika Bemiray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao isika mba hilalao ?
Inona ary no hatao ?
Ny fangalam-piery – ah efa hainay
Ny raosy jamba – ah efa hainay
Ny tsivarivary – ah efa hainay
Ny fampitaha – efa aqmyhkdc hainay
Inona ary no atao
Fa hariva lfelha isika izao
Tanisa no atao
Raha mahavita ianao
Fa tena kilalao
Tranainy fa tsy vao
Tanisa e, ianaranay manisa
Tanisa e, ianaranay manisa
Isa amin’ny roa
Telo amin’ny efatra
Dimy amin’ny enina
Fito amin’ny valo
Sivy amin’ny folo
Ny tanisa lalao fahizay
Izay tsy misedra ihany ysob no tsy mahay
Mba hianaro fa mora
Ny kanosa miesora !
tononkira.serasera.org
Inona ary no hatao ?
Ny fangalam-piery – ah efa hainay
Ny raosy jamba – ah efa hainay
Ny tsivarivary – ah efa hainay
Ny fampitaha – efa aqmyhkdc hainay
Inona ary no atao
Fa hariva lfelha isika izao
Tanisa no atao
Raha mahavita ianao
Fa tena kilalao
Tranainy fa tsy vao
Tanisa e, ianaranay manisa
Tanisa e, ianaranay manisa
Isa amin’ny roa
Telo amin’ny efatra
Dimy amin’ny enina
Fito amin’ny valo
Sivy amin’ny folo
Ny tanisa lalao fahizay
Izay tsy misedra ihany ysob no tsy mahay
Mba hianaro fa mora
Ny kanosa miesora !
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika BemirayVangy : 1730
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/12/2015 21:59
