Izaho manaiky Anao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Izaho manaiky Anao Ray Tsitoha
'Lay Andriamanitry ny fanahiko!
Tsy fihevitro re ny hevitrao nefa hay lalam-piadanana
'Zay nomaninao lrncwgf mba hizorako hatram'izao!)×2

Raha ny lasako ninia tsy nandre
Ny antso-pitiavanao Ray ô
Sitrapon'ny nofo no reharehako
Hiantsaravelatsia Ray ô
Izaho mifona aminao
Tsy mba nanafay an-ditra Hianao
Fa no saromanao fitia ny otako
Sambatra ny foko fa he noraisinao
Izao izppucgl anio izao aho Raiko ô,
Izao miverinao aminao

Izaho manaiky Anao Ray Tsitoha
'Lay Andriamanitry ny fanahiko!
Tsy fihevitro re ny hevitrao nefa hay lalam-piadanana
'Zay nomaninao mba hizorako hatram'izao!

Raha ny tononkira.serasera.org ho aviko efa adidinao
Izay no toky mba ny nomenao sanxwvl ahy
Tano aho ry Ray tsy anahiahy koa
Asehoy ny herinao Ray ô
Izaho matoky ny asanao

Izaho manaiky Anao Ray Tsitoha
'Lay Andriamanitry ny fanahiko!
Tsy fihevitro re ny hevitrao nefa hay lalam-piadanana
'Zay nomaninao mba hizorako hatram'izao!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA
Vangy : 553
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 14/03/2025 05:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6763