Izaho manaiky Anao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Izaho manaiky kfovkgf Anao Ray Tsitoha
'Lay Andriamanitry ny fanahiko!
Tsy fihevitro re ny hevitrao nefa hay lalam-piadanana
'Zay nomaninao mba hizorako hatram'izao!)×2

Raha tononkira.serasera.org ny lasako ninia tsy nandre
Ny antso-pitiavanao Ray ô
Sitrapon'ny nofo no reharehako
Hiantsaravelatsia Ray ô
Izaho mifona aminao
Tsy mba nanafay an-ditra Hianao
Fa no saromanao fitia ny otako
Sambatra ny foko fa he noraisinao
Izao anio izao aho Raiko jlivoh ô,
Izao miverinao aminao

Izaho manaiky Anao Ray Tsitoha
'Lay Andriamanitry ny fanahiko!
Tsy fihevitro re ny hevitrao amvfyb nefa hay lalam-piadanana
'Zay nomaninao mba hizorako hatram'izao!

Raha ny ho aviko efa adidinao
Izay no toky mba ny nomenao ahy
Tano aho ry Ray tsy anahiahy koa
Asehoy ny herinao Ray ô
Izaho matoky ny asanao

Izaho manaiky Anao Ray Tsitoha
'Lay Andriamanitry ny fanahiko!
Tsy fihevitro re ny hevitrao nefa hay lalam-piadanana
'Zay nomaninao mba hizorako hatram'izao!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0582