RAIKO TIA (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAIKO TIA
Mitalaho aho Raiko tia ô
Mba tafio ny hery sy finoana Anao
Ka hanaiky ho tena irakao
Mendrika hanambara ny hafatrao
Rah ho avy ny oran’ny mpampakatra
Dia mbdqoroj handroso aho ka hiditra
Fa mitafy ilay akanjo mendrika
Ny fanasana atolotrao ahy
Ka hiara-paly Aminao
Raiko Tia,hanandratra qejz avo Anao
Faniriako indrindra Tompo ô
Mba sasao ny foko mba ho lapanao
Ka hangatsakatsaka madio,
Fo itoeran’ny fanahinao
Rah tononkira.serasera.org ho avy ny oran’ny mpampakatra
Dia handroso aho ka hiditra
Fa mitafy ilay akanjo mendrika
Ny fanasana atolotrao ahy
Ka hiara-paly Aminao
Raiko Tia,hanandra avo awyqj Anao
Mitalaho aho Raiko tia ô
Mba tafio ny hery sy finoana Anao
Ka hanaiky ho tena irakao
Mendrika hanambara ny hafatrao
Rah ho avy ny oran’ny mpampakatra
Dia mbdqoroj handroso aho ka hiditra
Fa mitafy ilay akanjo mendrika
Ny fanasana atolotrao ahy
Ka hiara-paly Aminao
Raiko Tia,hanandratra qejz avo Anao
Faniriako indrindra Tompo ô
Mba sasao ny foko mba ho lapanao
Ka hangatsakatsaka madio,
Fo itoeran’ny fanahinao
Rah tononkira.serasera.org ho avy ny oran’ny mpampakatra
Dia handroso aho ka hiditra
Fa mitafy ilay akanjo mendrika
Ny fanasana atolotrao ahy
Ka hiara-paly Aminao
Raiko Tia,hanandra avo awyqj Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAVangy : 962
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 10/08/2022 05:09
