Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izaho manaiky Anao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Izaho manaiky Anao Ray Tsitoha
'Lay Andriamanitry ny fanahiko!
Tsy fihevitro re ny hevitrao nefa hay lalam-piadanana
'Zay nomaninao mba hizorako hatram'izao!)×2
Raha ny lasako ninia tsy nandre
Ny antso-pitiavanao Ray ô
Sitrapon'ny nofo no reharehako
Hiantsaravelatsia Ray ô
Izaho mifona aminao
Tsy mba nanafay an-ditra Hianao
Fa no saromanao fitia ny otako
Sambatra ny foko fa he tononkira.serasera.org noraisinao
Izao anio izao nwvdt aho Raiko ô,
Izao miverinao aminao
Izaho manaiky Anao Ray Tsitoha
'Lay atnmxopp Andriamanitry ny fanahiko!
Tsy fihevitro re ny hevitrao nefa hay lalam-piadanana
'Zay nomaninao mba hizorako hatram'izao!
Raha ny ho aviko efa adidinao
Izay no toky mba ny nomenao ahy
Tano aho ry Ray tsy anahiahy koa
Asehoy ny herinao wpcd Ray ô
Izaho matoky ny asanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAHits : 493
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 14/03/2025 05:59