Atolotro anao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nodljkrl Indro  atolotro Anao Jeso o!
ny androm-piainako ety
Koa anjakaonao tanteraka mba ho mpanomponao
Indro atolotro Anao
ny tanako!
hanao ny Asanao Jeso
Ny tongotro ho fanirakirakao
Tompo o! mba raiso re !

INTER MUSIC

Indro atolotro Anao Jeso o!zao fahatanorako tononkira.serasera.org izao
Ny tanjaka
izay nomenao ahy,
Atolotro  ho Anao
Indro atolotro Anao
ny fanahiko,
Diovy ho tempolinao
Ary ny vavako
atolotro Anao,
hanambara ny hafatrao

Raiso ny feoko
omeko Anao
mba hiderako
ny anaranao Anao
Sy hanandratako Anao
ary fuvqrcvt ankalazako Anao

Ny androko rehetra  re Anjakao tanteraka

Raiso ho Anao....
dia ho Anao

mba ho kuhvlauu Anao mandrakizay

Ouh..Ouh..Ouh!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA
Vangy : 111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dimimi
Daty : 05/07/2026 10:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0614