Atolotro anao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro atolotro Anao Jeso o!
ny androm-piainako ety
Koa anjakaonao tanteraka mba ho tononkira.serasera.org mpanomponao
Indro atolotro Anao
ny tanako!
hanao vrkqjqbk ny Asanao Jeso
Ny tongotro ho fanirakirakao
Tompo o! mba raiso re !
INTER MUSIC
Indro atolotro Anao Jeso o!zao fahatanorako izao
Ny tanjaka tfdgot
izay nomenao ahy,
Atolotro ho Anao
Indro atolotro Anao
ny fanahiko,
Diovy ho tempolinao
Ary ny vavako
atolotro Anao,
hanambara ny hafatrao
Raiso ny icjn feoko
omeko Anao
mba hiderako
ny anaranao Anao
Sy hanandratako Anao
ary ankalazako Anao
Ny androko rehetra re Anjakao tanteraka
Raiso ho Anao....
dia ho Anao
mba ho Anao mandrakizay
Ouh..Ouh..Ouh!
ny androm-piainako ety
Koa anjakaonao tanteraka mba ho tononkira.serasera.org mpanomponao
Indro atolotro Anao
ny tanako!
hanao vrkqjqbk ny Asanao Jeso
Ny tongotro ho fanirakirakao
Tompo o! mba raiso re !
INTER MUSIC
Indro atolotro Anao Jeso o!zao fahatanorako izao
Ny tanjaka tfdgot
izay nomenao ahy,
Atolotro ho Anao
Indro atolotro Anao
ny fanahiko,
Diovy ho tempolinao
Ary ny vavako
atolotro Anao,
hanambara ny hafatrao
Raiso ny icjn feoko
omeko Anao
mba hiderako
ny anaranao Anao
Sy hanandratako Anao
ary ankalazako Anao
Ny androko rehetra re Anjakao tanteraka
Raiso ho Anao....
dia ho Anao
mba ho Anao mandrakizay
Ouh..Ouh..Ouh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAHits : 163
Likes : 0 Like
Created by : Dimimi
Date : 05/07/2026 10:30
