Atolotro anao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro atolotro Anao hywsbmb Jeso o!
ny androm-piainako ety
Koa anjakaonao tanteraka mba ho mpanomponao
Indro atolotro Anao
ny tanako!
hanao ny Asanao Jeso
Ny tongotro ho fanirakirakao
Tompo gnvo o! mba rdjm raiso re !
INTER MUSIC
Indro atolotro Anao Jeso o!zao fahatanorako izao
Ny tanjaka
izay tononkira.serasera.org nomenao ahy,
Atolotro ho Anao
Indro atolotro Anao
ny fanahiko,
Diovy ho tempolinao
Ary ny vavako
atolotro Anao,
hanambara ny hafatrao
Raiso ny feoko
omeko Anao
mba hiderako
ny anaranao Anao
Sy hanandratako Anao
ary ankalazako Anao
Ny androko rehetra re Anjakao tanteraka
Raiso ho Anao....
dia ho Anao
mba ho Anao mandrakizay
Ouh..Ouh..Ouh!
ny androm-piainako ety
Koa anjakaonao tanteraka mba ho mpanomponao
Indro atolotro Anao
ny tanako!
hanao ny Asanao Jeso
Ny tongotro ho fanirakirakao
Tompo gnvo o! mba rdjm raiso re !
INTER MUSIC
Indro atolotro Anao Jeso o!zao fahatanorako izao
Ny tanjaka
izay tononkira.serasera.org nomenao ahy,
Atolotro ho Anao
Indro atolotro Anao
ny fanahiko,
Diovy ho tempolinao
Ary ny vavako
atolotro Anao,
hanambara ny hafatrao
Raiso ny feoko
omeko Anao
mba hiderako
ny anaranao Anao
Sy hanandratako Anao
ary ankalazako Anao
Ny androko rehetra re Anjakao tanteraka
Raiso ho Anao....
dia ho Anao
mba ho Anao mandrakizay
Ouh..Ouh..Ouh!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAVisites : 165
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dimimi
Date : 05/07/2026 10:30
