Mamindrà fo (Salamo 51) (Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko Andriamanitra ô
Araka ny haben'ny fahasoavanao
Araka ny haben'ny fiantranao,
Vonoy camoy re ny tononkira.serasera.org fahadisoako
Sasao madio aho mba sxpretny ho afa-keloka
Ary diovy mba iroql ho afa-pahotàna
Fa tsaroako, Raiko ô !
Ireo fahadisoana rehetra izay vitako
Ka mamelà ny heloko Ianao
Araka ny haben'ny fahasoavanao
Araka ny haben'ny fiantranao,
Vonoy camoy re ny tononkira.serasera.org fahadisoako
Sasao madio aho mba sxpretny ho afa-keloka
Ary diovy mba iroql ho afa-pahotàna
Fa tsaroako, Raiko ô !
Ireo fahadisoana rehetra izay vitako
Ka mamelà ny heloko Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) FianarantsoaVangy : 2184
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dinarakotonirina
Daty : 21/03/2017 00:06
