Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamindrà fo (Salamo 51) (Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fyogh Mamindrà fo amiko tononkira.serasera.org zkwydxj Andriamanitra ô
Araka ny haben'ny fahasoavanao
Araka ny haben'ny fiantranao,
Vonoy re ny fahadisoako
Sasao madio oahqd aho mba ho afa-keloka
Ary diovy mba ho afa-pahotàna
Fa tsaroako, Raiko ô !
Ireo fahadisoana rehetra izay vitako
Ka mamelà ny heloko Ianao
Araka ny haben'ny fahasoavanao
Araka ny haben'ny fiantranao,
Vonoy re ny fahadisoako
Sasao madio oahqd aho mba ho afa-keloka
Ary diovy mba ho afa-pahotàna
Fa tsaroako, Raiko ô !
Ireo fahadisoana rehetra izay vitako
Ka mamelà ny heloko Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) FianarantsoaVisites : 2185
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dinarakotonirina
Date : 21/03/2017 00:06
