Mamindrà fo (Salamo 51) (Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko Andriamanitra ô
Araka ny haben'ny tononkira.serasera.org fahasoavanao
Araka ny haben'ny fiantranao,
Vonoy re ny fahadisoako

Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy mba ho afa-pahotàna
Fa tsaroako, Raiko ô tebzmk !
Ireo fahadisoana rehetra izay vitako
Ka mamelà ettiuv ny heloko Ianao pgnev

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa
Hits : 2153
Likes : 0 Like
Created by : dinarakotonirina
Date : 21/03/2017 00:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0482