Mihainoa ny fivavako (Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihainoa ny fivavako, Andriamanitra ô !
Valio ny fitarainako, mba tononkira.serasera.org henoy mpzytbx aho
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko
Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Mitady Anao fatratra aho, anaty aizina
Mba hazavao brpo ny tavanao
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Aza manary ahy Ianao fa mamindrà mapb fo
Amen
Valio ny fitarainako, mba tononkira.serasera.org henoy mpzytbx aho
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko
Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Mitady Anao fatratra aho, anaty aizina
Mba hazavao brpo ny tavanao
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Aza manary ahy Ianao fa mamindrà mapb fo
Amen
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:16)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) FianarantsoaVangy : 1627
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rdinakely
Daty : 28/06/2017 22:52
