Nijaly Jesosy (Tanora Marina Ambohitratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahotako Jesosy ô,
Nahatonganao nijaly,
Teo ambony hazo fijaliana.
Ny fitiavanao anay ,
No niaretanao izany,
Koa tahio Re izany,
Ho eo ankaikinao.
Réf: Malahelo mitomany anao zahay
txrs jesosy(ny foko),
tononkira.serasera.org Mahatsiaro ny fijalianao,
Ianao tsy nanino,
Nampiajaliana fahatany,
dqxiok Malahelo ny foko jesosy ô.
Nomenao ho anay toko,
Ny rànao masina, xbozkb
Nanavotanao anay izay tsy marina,
Koa tahio re izahay ho eo ambany
elatrao,
Hitoetra eo izahay mandramoiavinao.
Réf: ......
Nahatonganao nijaly,
Teo ambony hazo fijaliana.
Ny fitiavanao anay ,
No niaretanao izany,
Koa tahio Re izany,
Ho eo ankaikinao.
Réf: Malahelo mitomany anao zahay
txrs jesosy(ny foko),
tononkira.serasera.org Mahatsiaro ny fijalianao,
Ianao tsy nanino,
Nampiajaliana fahatany,
dqxiok Malahelo ny foko jesosy ô.
Nomenao ho anay toko,
Ny rànao masina, xbozkb
Nanavotanao anay izay tsy marina,
Koa tahio re izahay ho eo ambany
elatrao,
Hitoetra eo izahay mandramoiavinao.
Réf: ......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Marina AmbohitratrimoVangy : 355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Joel22
Daty : 26/10/2025 08:09
