Nijaly Jesosy (Tanora Marina Ambohitratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahotako Jesosy ô,
Nahatonganao nijaly,
Teo ambony hazo fijaliana.

Ny fitiavanao anay ,
No niaretanao izany,
Koa tahio Re izany,
Ho eo ankaikinao.

Réf: Malahelo mitomany luyw anao zahay       tononkira.serasera.org  
    wwtfcq     jesosy(ny foko),
        Mahatsiaro ny fijalianao,
        Ianao tsy nanino,
        Nampiajaliana fahatany,
        Malahelo ny foko jesosy ô.

Nomenao ho anay toko,
Ny rànao masina,
Nanavotanao anay izay tsy marina,
Koa tahio re izahay qcfpb ho eo ambany
elatrao,
Hitoetra eo izahay mandramoiavinao.

Réf:  ......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora Marina Ambohitratrimo
Visites : 397
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Joel22
Date : 26/10/2025 08:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6244