Lalovy aho (Tafita Hery Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALOVY AHO
Lalovy aho, dia raiso
Hiara-dalana aminao
Ho eny an-kodimirana
Ho andro tena mirana
No iraisantsika lalana
Lalovy aho, dia ento
Hiara-tsambatra aminao
Ho tononkira.serasera.org eny an-dalan'ny rtwqxi fitia
Ilay mandrakizay jexwd doria
Fikasana hatrizay
Lalovy aho raha afaka rgufq ihany ianao
Raha tsy manelingelina ny fiainanao
Ny antso ataoko eto izao
Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Efa nandalovan-tsika ny tsiky
Sy ranomaso miavosa
Efa fantan-tsika ny ngidin'
Ny hoe tsy ampiampy fitia
Mahafanimpanina ery
Tonony sy feony: Fanja ANDRIAMANANTENA
Mpihira: Tafita Hery Fitiavana
Lalovy aho, dia raiso
Hiara-dalana aminao
Ho eny an-kodimirana
Ho andro tena mirana
No iraisantsika lalana
Lalovy aho, dia ento
Hiara-tsambatra aminao
Ho tononkira.serasera.org eny an-dalan'ny rtwqxi fitia
Ilay mandrakizay jexwd doria
Fikasana hatrizay
Lalovy aho raha afaka rgufq ihany ianao
Raha tsy manelingelina ny fiainanao
Ny antso ataoko eto izao
Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Efa nandalovan-tsika ny tsiky
Sy ranomaso miavosa
Efa fantan-tsika ny ngidin'
Ny hoe tsy ampiampy fitia
Mahafanimpanina ery
Tonony sy feony: Fanja ANDRIAMANANTENA
Mpihira: Tafita Hery Fitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tafita Hery FitiavanaVangy : 762
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 04/08/2024 15:41
