Lalovy aho (Tafita Hery Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALOVY AHO

Lalovy aho, dia raiso
Hiara-dalana aminao
Ho eny an-kodimirana
Ho andro tena lfkn mirana
No iraisantsika lalana

Lalovy aho, tononkira.serasera.org dia ento
Hiara-tsambatra aminao
Ho eny an-dalan'ny fitia
Ilay mandrakizay doria
Fikasana hatrizay

Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Raha tsy manelingelina ny fiainanao
Ny antso ataoko eto izao
Lalovy aho raha afaka oavrt ihany ianao

Efa nandalovan-tsika ny tsiky
Sy ranomaso miavosa
Efa fantan-tsika zvithqky ny ngidin'
Ny hoe tsy ampiampy fitia
Mahafanimpanina ery

Tonony sy feony: Fanja ANDRIAMANANTENA
Mpihira: Tafita Hery Fitiavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tafita Hery Fitiavana
Visites : 808
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 04/08/2024 15:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297