Lalovy aho (Tafita Hery Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALOVY AHO
Lalovy aho, dia raiso
Hiara-dalana aminao
Ho fwpzldv eny an-kodimirana
Ho andro tena mirana
No iraisantsika lalana
Lalovy aho, dia ento
Hiara-tsambatra aminao
Ho eny zikuj an-dalan'ny fitia
Ilay mandrakizay doria
Fikasana hatrizay
Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Raha tsy manelingelina ny fiainanao
Ny antso ataoko eto izao
Lalovy aho tononkira.serasera.org raha afaka ihany oceqew ianao
Efa nandalovan-tsika ny tsiky
Sy ranomaso miavosa
Efa fantan-tsika ny ngidin'
Ny hoe tsy ampiampy fitia
Mahafanimpanina ery
Tonony sy feony: Fanja ANDRIAMANANTENA
Mpihira: Tafita Hery Fitiavana
Lalovy aho, dia raiso
Hiara-dalana aminao
Ho fwpzldv eny an-kodimirana
Ho andro tena mirana
No iraisantsika lalana
Lalovy aho, dia ento
Hiara-tsambatra aminao
Ho eny zikuj an-dalan'ny fitia
Ilay mandrakizay doria
Fikasana hatrizay
Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Raha tsy manelingelina ny fiainanao
Ny antso ataoko eto izao
Lalovy aho tononkira.serasera.org raha afaka ihany oceqew ianao
Efa nandalovan-tsika ny tsiky
Sy ranomaso miavosa
Efa fantan-tsika ny ngidin'
Ny hoe tsy ampiampy fitia
Mahafanimpanina ery
Tonony sy feony: Fanja ANDRIAMANANTENA
Mpihira: Tafita Hery Fitiavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tafita Hery FitiavanaHits : 763
Likes : 1 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 04/08/2024 15:41
