Tsy hahasaraka (TA FA KRI FLM Ambalavao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)-Inona ary no mety hahasaraka
     Amin’ilay Jesosy zay mpamonjy ny fanahy
     Fahoriana sa jaly loza be zay manjo
     Tsia ry Tompo aminao no anankiananay ny dia


                                 Ref: Mbola kanto noho ny kanto  ny mivavaka aminao
                                        Fa tsara noho ny tsara ny miankina aminao
   hbmglp                                     Tena tiako tsy foiko zany eo akaikinao
             sqjmv                        tononkira.serasera.org     Fa n’inon’inona hitranga na fotsy na ho manga
                  hhhgahm                       Tsy hahasaraka aminao ry Jesosy Tomposoa


2)-Harena ve sa ny vola no hahasaraka ahy
     Rendrarendra sy dola no hampisaraka ahy
     Sakaiza tiana sa vady sa ny asa ihany koa
     Tsy hahasaraka aminao ry Jesosy Tomposoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TA FA KRI FLM Ambalavao
Vangy : 2462
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rivadiandrea
Daty : 21/02/2010 15:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306